Education | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #455
Nisy namako izay nitantara tamiko fa misy toe â??javatra nampalaelo azy tao aminâ??ny toeram-pianarany . Mpampianatra FRAM izy io . Telo izy ireo ,hono, no mpampianatra FRAMÂ fa ny mahagaga dia ny roa ihany aminâ??izy ireo hono vetivety dia nandray subvention nefa diplaoma ny anâ??ilay iray io no ambonimbony raha mihoatra ny aminâ??izy roa namany. Eny na eo aminy fandraisana tambin-karama dia ny anâ??ilay iray foana na misy olona fa ny anâ??izy roa ireo mandeha mahitsy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire